Teny iditra | sarin-dahy | |
Singan-teny | sary ; -dahy (lahy) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Vehivavy manao ny fombafomban' ny lehilahy, na eo amin' ny fitafiana amam-pihetsika na eo amin' ny fiteny amam-panao [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04 |