Teny iditra sarin-domano
Singan-teny sary ; lomano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana fihetsika toy ny milomano; ilazana koa ny hafetsena sy olakolaka entina mitana amin' ny famotorana [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06