Teny iditra saritaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikorontanana sy fisafotofotoana, fikororoana
¶ Fifaningotsingoran-tady tsy hita laniny
¶ Firomborombon-kofehy na volo tsy mihogo sady tsy mirandrana
¶ Ny tsaikan-dandy aorian' ny fanantsodiavana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy disorder, confusion [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay désordre, confusion [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/09/16