Teny iditra sarivazo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaram-boronkely fianakaviam-ben' ny boloky izay maitso mahafinaritra ny volony [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay petite perruche verte [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31