Teny iditra saro-kenatra
Singan-teny sarotra ; henatra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Olona menatra vetivety, mora tsy mahajery olona raha vao misy zavatra mikasika azy, mora menatra, mivoara-mena vetivety raha vao misy resaka na teny momba azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Very bashful [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Timide, qui se déconcerte, rougit facilement [1.3]
 Très timide par honte [1.8]
 [ sarokenatra ] Timide [1.13]
Tovy hevitra menamenatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18