Teny iditra sarona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra atao eo ambony zavatra iray hafa mba hanakonana tsy ho hita an' izay ao anatiny: Aiza ny saron' ity tavy ity?
¶ Zavatra toy ny lamba atao handrakofana ny loba, ny tava: Saron-doha ~ Nanao saron-tava ilay mpangalatra ka tsy aisy nahafontatra azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a cover, a lid [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay couvercle, couverture [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra sarona
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tra-tehaka na voahodidina tsy afa-mikofoka handositra: Sarona tao anaty lohasaha ny fahavalo [Rajemisa 1985]

Teny iditra Sarôna
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Saron [Baiboly]
Famaritana frantsay Saron [Baiboly]
Voambolana 
Teny nalaina 

Teny iditra Sarona
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Sharonite [Baiboly]
Famaritana frantsay Sarôn [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Sarônita
Teny nalaina 

2015/09/07