Teny iditra | saro-noana | |
Singan-teny | sarotra ; noana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mora reraka, tsy mahari-noana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui ne résiste pas à la faim, qui ressent vite la faim et se laisse abattre facilement [1.3] | |
Fivaditsoratra | anosorana, saro-noana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18 |