Teny iditra saro-pandry
Singan-teny sarotra ; fandry
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitsipatsipaka sy mitsivalambalam-pandry rehefa matory fa tsy ohatra ny olona rehetra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui s’agite beaucoup au lit [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18