Teny iditra saro-tahotra (sarotra, tahotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy kanosa sy mora mihorohoro vetivety monja; mora miahiahy sy mangorohoro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy easily alarmed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Craintif, peureux, qui s’alarme de rien [Abinal 1888]
 timide, qui s'effraie facilement, poltron [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

2016/07/18