Teny iditra sarotin' alahelo
Singan-teny sarotiny ; alahelo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Feno fihetseham-po ka raha vao mahita na mandre fahoriana dia izy no feno avy hatrany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/05