Teny iditra sarotiny (sarotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sarotra falifaliana fa toa mahita hokianina lalandava: Tsy tiako maizina io mpampianatra io fa sarotiny izaitsizy rehefa manadina
Mora mahatsiaro, mora andairana: Sarotinkatsiaka ity zaza ity. / Sarotin' alahelo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Difficult about things : hard to please; sensitive to certain things or illnesses [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Difficile, difficile à plaire; sensible à certaines choses, sensible à certaines maladies [1.8]
Ohatra 
1Ny hafa no sarotiny sy mitroatroatra foana! [2.296]
2Ny mpamoaka no toa hita miseho ho sarotiny. [2.245]
Haiendriteny 
Tsotra : sarotiny, sarotim-, sarotim', sarotin-, sarotin'
Tovonana : -tsarotiny, -tsarotim-, -tsarotim', -tsarotin-, -tsarotin'
Tovy hevitra sarotsarotiny
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/05