Teny iditra sarotro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Aro orana vita amin' ny tsihy roa izay samy avitrana eo amin' ny lavany iray sy sakany iray ka ny sakany mivitrana no manarona ny loha; ny sarotro dia ampiasain' ny mpiandry omby indrinda ataony kapaotin' orana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a cape made of a mat folded and sewed together at one end [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay cape faite d'une natte pliée en deux et cousue d'un côté [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra sarotro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] vavafo, kibo [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay ventre [Hallanger 1974]
Voambolana 

2012/10/08