Teny iditra sary
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fakan-tahaka zavatra anankiray amin' ny soritsoritra misy loko na tsia, izay sahala mifandraika amin' ilay zavatra: Misy sarin' ny trano fianaranay ato amin' ity boky ity. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a picture
¶ bastard offspring [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay image, tableau
¶ descendance bâtarde [Hallanger 1974]
Famaritana malagasy ¶ sary fampihaingoan-javatra: sary miverimberina manao tohivakana mba hampihaingoan-javatra [SLP 1986]
Famaritana frantsay dessin, croquis, figure, graphique, image, photo
¶ sary an-demaka: dessin dans le plan. [Voambolana: Toe-karena: tonta printy, sary]
¶ sary an'erana: dessin dans l'espace. [Voambolana: Toe-karena: tonta printy, sary]
¶ sary ara-drefy sy lefantsary: croquis côté et perspective. [Voambolana: Toe-karena: tonta printy, sary]
¶ sary ara-mari-drefy: croquis à l'échelle. [Voambolana: Haitao]
¶ sary araka ny natiora: dessin d'après nature
¶ sary araka ny safidin'ny mpianara: dessin au choix des élèves
¶ sary efa nosoritana: dessin tracé à l'avance. [Voambolana: Haitao]
¶ sary fampihaingoan-javatra: frise
¶ sary fanehoana: représentation graphique
¶ sary miova loko tsikelikely: dessin aux couleurs dégradées
¶ sary sikotra: sculpture
¶ sary sikotra mivohitra: sculpture bas-relief
¶ sary vita fitomboka: dessin sur timbre caoutchouc
¶ fakana sary: prise de vue [SLP 1986]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 105]
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny sary ity (1): Ambatosariomby

Teny iditra sary
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy Asa ataon' izay misafo na mitsapa zavatra na toetran' olona amin' ny fanaovana an-tsafelika. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra sary
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] toa [Rakotosaona 1972]

Teny iditra sary
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay appellation botanique: Potameia [Rakotovao: Bois]
Voambolana 
Anarana siantifika Potameia
Teny mitovy hevitra antavaratra ~ resonjo

2016/03/08