Teny iditra sasa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fanesorana ny loto, fanadioavana amin'ny rano.
¶ Ozana, saingy io tsy fampiasa firy afa-tsy amin'ny tanana, tongotra, tava, vilany sy vilia. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a washing [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   lavage [Rajaonarimanana 1995]
   action de laver [Hallanger 1974]
Dikanteny italianina   lavatura; lavata [Profita 1969]
Ohatra   Ary nony voa sasa madio ny aretina, dia atao ny fanafody amiandahy sy ravimpano; [Callet: Tantara, takila 116]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/19