Teny iditra sasaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny ilany ihany amin' ny zavatra anankiray nozaraina roa mitovy: Vary sasaka ny rano entina mihazakazaka (ny fampiasa matetika anefa dia ny hoe: antsasaka, antsasany). [Rajemisa 1985]
 zara roa mitovy tsara [SLP 1986]
Famaritana frantsay moitié [Abinal 1888, SLP 1986]
 demie [SLP 1986]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

2014/09/17