Teny iditra sasanangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ampahatelon'ny ariary taloha, izany hoe lasiray sy kirobo sy lavoamena (1 Fr 60). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le tiers d'une piastre [1.3]
Fanazavàna teny italianina Un terzo di piastra. [1.18]
Ohatra Vary iray raha mora ny taona, dia sasanangy; [2.48]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11