Teny iditra sasanangy samy hafa
Singan-teny sasanangy ; samy ; hafa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza karazan-javatra roa tsy mitovy ka tsy ampitahaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Sasanangy d'une autre espèce; chose différente qu'on ne peut accepter à la place d'une autre: Raha mangataka, dia homeko; fa raha hiady, sasanangy samihafa izany (Si l'on me demande, je donnerai; mais si l'on veut plaider, faire valoir des droits, c'est une autre question) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16