Teny iditra sasany (sasaka)
Sokajin-teny mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana frantsay certains, les uns, les autres, une partie [Abinal 1888]
Ohatra 
1Ny sasany toy ny rantsan-tànana. [Ramarlah: Finoana]
2hoy ny sasany nanao teny mandeha. [Andraina: Mitaraina, takila 133]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

2018/12/17