Teny iditra sasatra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy mahatsiaro ny tena ho tsy manan-kery, noho ny asa mafy natao. Sasatry ny asa tany Rakoto ka vao tonga dia nidaboka.
¶ Sosotra. sasa-miandry azy aho.
¶ Jereo valaka. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay fatigué [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny 
Endriteny 
sasatra
sasatry
sasatr'
sasa-
-tsasatra
-tsasatry
-tsasatr'
-tsasa-
Teny mitovy hevitra valaka ~ vizana ~ relaka
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Sasa-miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre) [Abinal 1888, takila 586]
2Sasatry ny miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre) [Abinal 1888, takila 586]
3ary aiza hianao no hahita
izay mpandeha tsy mba ho sasatra?
[Fox: Hainteny, laharana 41]
Teny nalaina 

Teny iditra sasatra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] zava-bitsy [Rakotosaona 1972]

2015/03/09