Teny iditra sasin-teny (sasy, teny)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   teny mialoha, ala saron-teny
Mitovy hevitra: ala saron-teny ~ famahavahan-dresaka ~ sava lalana ~ sava ranonando ~ tari-dresaka ~ teny mialoha ~ tsetsatsetsa tsy aritra ~ vaky saron-teny [Rajemisa 1985]
   [ sasinteny ] teny mialoha fanolorana boky iray [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   an introduction, as to a speech or a book [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   préambule, exorde, préface [Abinal 1888]
   avant-propos d'un discours ou d'un livre [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   [ sasinteny ] préface [SLP: Voambolana]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/26