Teny iditra satokoa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] Fefy famandriham-biby tokana; raha vao tafiditra ao ny biby, dia milatsaka ny hidiny ary dia mihinana ny hanim-pandrika napetraka ao ilay biby (mangahazo no hanim-pandrika ho an' ny lambo) [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01