Teny iditra satria
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza antony nahatonga zavatra iray: Narary izy satria nihinam-boankazo manta [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Because [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Parce que, puisque. Narary izy satria nihinana voanzako manta: il est tombé malade parce qu'il avait mangé des fruits verts [1.12]
 Parce que, car [1.8]
Mpanahaka  noho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31