Teny iditra satroka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Isam-pitafiana mandrakotra ny loha, vita amin' ny bonetra na bosoa na amin' ny karazan-javamaniry toy ny mololo, ny penjy... ary na amin' ny lamba koa aza. Arakaraka ny zavatra anaovana azy na ny bikany, ireto avy ny karazan-tsatroka lehibebe hita teto: satroka ahibano, satroka ba, satroka bonetra, satro-bory, satroka harona, satroka jaomalanga, satroka jobo, satroka kasikety, satroka panama, satroka penjy, satroka tavimandry, satroka valalamihoatra, satroka fito rantsana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a hat [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay chapeau [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
satroka
satroko
satrokao
satrony
satrotsika
satrokay
satrokareo
satrok'
satro-
satroky
-tsatroka
-tsatroko
-tsatrokao
-tsatrony
-tsatrotsika
-tsatrokay
-tsatrokareo
-tsatrok'
-tsatro-
-tsatroky
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Vao renay ny fiarakodia avy dia niampirina an-tsisin-dalana izahay rehetra ary efa nivonona hanala satroka daholo. [Andraina: Mitaraina, takila 65]
Teny nalaina 
Sary 

2013/06/11