Teny iditra satrotroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny tarehy sy ny hoditra mibinabinaka sy mivindina toy ny voan' ny tandomerina na noladinin' ny biby misy lay [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31