Teny iditra satry
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy Tiana, sitraka: Satriko ny handeha, saingy mita hanavy aho. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy intended; wished; to intend, to prefer [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay voulu, désiré, visé, choisi, préféré: Satriko ny mandeha, fa misy ranonorana (Je voudrais bien partir, mais il y a de la pluie) [Abinal 1888]
 voulu, qu'on a l'intention de faire; préféré [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
satry
satriko
satrinao
satriny
satrintsika
satrinay
satrinareo
satrin'
satrin-
satrim-
satry
satriko
satrinao
satriny
satrintsika
satrinay
satrinareo
satrin'
satrin-
satrim-
ho satry
ho satriko
ho satrinao
ho satriny
ho satrintsika
ho satrinay
ho satrinareo
ho satrin'
ho satrin-
ho satrim-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Moa va tsy fanala latsaka maraina iny hariva iny ka satry ihany hilatsaka am-patana rehefa vita ny lahasa an-tsaha. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 47]

2017/05/19