Teny iditra saveravera (veravera)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny akanjo na ny lamba misariraka na tsy voasampina tsara, tsy tafina tsara. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2013/06/11