Teny iditra savily (vily)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vy ahazoan' ny varavarana na ny saron-javatra, toy ny vata, misokatra sy mikatona
¶ Vy miady
¶ Fikivilivilian-javatra mivezimbezina
¶ Famelezana ankolaka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a hinge; the act of swinging on a hinge [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay charnière, gond; action de se balancer comme sur une charnière [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra 
1Ary ny malemy dia atao fangady sy fantsika sy savily ... [Callet: Tantara, takila 70]
2Namakona sy nanambatra azy Idada ary nametraka ny savily sy ny hidiny. [Rakotozafy: Ratsimba]

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/12