Teny iditra savoana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiakarana na tisondrotana eny amin' ny habakabaka: Baolina savoan-danitra
¶ Fandehanana any amin' ny tsy hita velively any. [Rajemisa 1985]
 fitaovana feno gazy maivana afaka mitsingevana [SLP 1986]
Famaritana anglisy high flying [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de voler haut [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay aérostat. [Voambolana: Fitaterana] [SLP 1986]
Sampanteny 

2012/09/19