Teny iditra savoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra malemilemy vonivony miforona avy amin' ny renitantely ka anaovany ireo takela-tantely misy masomasony mameno ny toho-tantely: Anaovana zavatra betsaka ny savoka [Rajemisa 1985]
 faikan'ny papintantely [SLP 1986]
Famaritana anglisy beeswax [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay cire d'abeille [Hallanger 1974, SLP 1986]
Sampanteny 
Mpanahaka  loko ~ bontily

2013/06/12