Teny iditra SeFaFi
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Fikambanana niforona tamin'ny volana Febroary 2001 ny Sehatra Fanaraha-maso ny Fiainam-pirenena.

Tsy miankina amina antoko na iza na iza ny Fikambanana, ka izao no zava-kendreny :

  • Mamantatra sy mandalina ny olana eo anivon'ny fiarahamonina, indrindra ny mikasika ny demokrasia, ny Fanjakana tan-dalàna, ny fitantanana ny raharaham-pirenena.
  • Maneho ny heviny eo anoloan'ny zava-mitranga raha misy fisehoan-javatra amin'ny lafiny fiarahamonina na politika ka mety hanamarika ny ho avin'ny olom-pirenena
  • Mampiely ny vokatry ny fikarohana ataony.
[4.27]
Voambolana 

Teny iditra SeFaFi
Sokajin-teny anarana (gazety)
Zana-dohateny Observatoire de la Vie Publique
Mpanoratra 
Fanonta printy 
Copyright SeFaFi
Voambolana 
Habaka 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25