Teny iditra sehatra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tojo, sendra: Sehatra ny matanjaka noho izy Rakoto ka nanaiky. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra sehatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toerana voafefy voatokana handihizana: Halalaho ny sehatra!
¶ Toeram-pisehoana eo anatrehan' olona maro: Aza menatra miseho sehatra [Rajemisa 1985]
 toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [SLP 1986]
Fanazavàna teny anglisy a stage; the theater [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay estrade; le théâtre [Hallanger 1974]
 lieu de rencontre [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  banja ~ kianja
Ohatra Dia miditra sehatra ny Mpamaky kabary. [Ndemahasoa: Antakay, takila 94]

Teny iditra sehatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] rihana amin'ny trano [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] karazana valindrihana fametrahana entana [Rakotosaona 1975]

Teny iditra sehatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (de sehatra : barrière ou palissade entourant les villages autrefois) Nom donné à plusieurs arbres dont le bois servait à construire ces palissades. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/30