Teny iditra sekoly
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Trano fianarana: Misy sekoly telo ao [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a school [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   école [Hallanger 1974]
Ohatra   Toa hatsangana, hono, ny sekoly maro ary holavorariana ny trano fitsaboana maro isan-karazany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 142]
Noroahina tao amin' ny sekoly aho. [Andraina: Mitaraina, takila 250]
Teo Ambohijatovo avaratra ny sekoly; [Ravelomanana: Lalana, takila 28]
Voambolana  
Ny fihaviany   Anglisy: school.
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/02