Teny iditra sempotsempotra (sempotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Duplicatif [1.3]
Ohatra 
1Sempotsempotra sy sorena kosa I Katy andanin' izany. [2.470]
2hoy ny fanapa-dRandrianaivo ny teniny, sady somary sempotsempotra izy, fa nitepotepo be ihany ny fony. [2.324]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20