Teny iditra sendikan > sendikà
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fikambanan' olona iray asa na mitovy zo mijoro hiaro ny tombontsoany: Sendikan' ny Dokotera ~ Sendikan' ny Mpampiasa [Rajemisa 1985]
   fikambanana miaro ny tombontsoa iombonana [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   syndicat [SLP: Voambolana]
Ohatra   Malalaka ny fidirana aminà sendika. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
Ny bikany  
sendikà
sendikan'
Ny fihaviany   Frantsay: syndicat.