Teny iditra sendra mahita (sendra, hita)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mihaona
Ohatra savao eny amin'ny kianjany raha sendra mahita olona iray ao hianareo, raha misy iray monja aza, mba manao ny rariny sy mitady ny hitsiny, dia hamindra fo amin'ny tanana aho. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31