Teny iditra sendrasendra (sendra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bezanozano] vintana, anjara [Rakotosaona 1972]
 Tsy nampoizina, tsitointoina, zavatra tsy nampoizina: Sendrasendra no nahitako azy ~ Misy tokoa ny sendrasendra
¶ Raha ohatra ka...: Sendrasendra, hono, ka mahita volamena iray kilao isika
Mitovy hevitra: an-tsapaka ~ anjara ~ kendry tohina ~ kinanga ~ kisendrasendra ~ lakalaka ~ samba-samba ~ sendrasendra vary amin' ananana ~ tsitointoina ~ tsy nahy ~ tsy nampoizina ~ tsy satry ~ vintana
Mitovy hevitra: ambivitra ~ avivitra ~ divi-janahary ~ maty vavany ~ variraiventy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy occuring by chance [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui arrive ou se passe par hasard [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra sendra
Teny nalaina 

2012/09/20