Teny iditra senotsenoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senotsenoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao
¶ Renoka fatratra amin-javatra iray: Senotsenoky ny fitiavam-bola izy
¶ Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senotsenoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra senoka

2009/04/27