Teny iditra serana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandalovana haingana mihelina
¶ Aretin-tampoka mahazo vetivety. [Voambolana: Fahasalamana] [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Endriteny 
serana
serako
seranao
serany
serantsika
seranay
seranareo
seran'
seran-
seram-
sera-
-tserana
-tserako
-tseranao
-tserany
-tserantsika
-tseranay
-tseranareo
-tseran'
-tseran-
-tseram-
-tsera-

2015/03/15