Teny iditra seranam-piaramanidina (serana, fiara, sidina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy toerana ombam-panorenana voajary ho fitsinjovana ny fitaterana ana habakabaka [Akademia 2005]
Famaritana frantsay aéroport [SLP 1986]
 un aéroport [Deverchin: Dictionnaire]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra garam-piaramanidina ~ fitodiam-piaramanidina
Sary 

2010/10/04