Teny iditra serfa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   biby manan-tandroka misampantsampana [Malzac 1893 takila 112]
Dikanteny frantsay   cerf [Malzac 1893 takila 112]
   cerf [Rakotonaivo 1993]
Ohatra   Toy ny anirian'ny serfa ny loharano no anirian'ny fanahiko anao, Andriamanitra ô! [Baiboly: 23:042:002/Salamo 42:2..]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: cerf.
Fitovian-keviteny   diera
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2014/11/08