Teny iditra serivisy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay service] Sampan-draharaha misahana antokon' asa iray manokana: Ny servisy mikarakara ny vatsim-pfanarana ao amin' ny Minisiteran' ny Fanabeazana [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: service.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31