Teny iditra | sermona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. sermon] (Fis,. prot.) Toriteny any am-piangonana:
Nafonja ilay sermoa na henoko tamin' ny Alahady izay! Levilevy, bedibedy sesilany miverimberina: Ianao koa be sermona [1.1] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ny fihaviany | Frantsay: sermon. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |