Teny iditra servieta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. serviette] Tapa-damba lehibebe atao famaohana rehefa avy misasa tarehy na tanana, na raha avy nandro [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: serviette.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31