Teny iditra sery
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika miafara amin' ny kohaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a cold in the head [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   rhume [Rajemisa: Vakoka]
   rhume de cerveau [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra sery
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] mpandihy [Rakotosaona 1972]

2012/10/10