Teny iditra sesi-dohalika
Singan-teny sesika ; lohalika
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Famelezana na fanerena ny sasany noho ny hafetsena ananana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02