Teny iditra sesika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra aiditra ao anaty zavatra hafa (kidoro, ondana) ka atao mifanizina; alentika na atosika hifatratra: Sesi-kidoro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy stuffing [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay farce [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra sesika
Sokajin-teny anarana
Sampanteny 

Teny iditra sesika
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] sempotra [Rakotosaona 1972]

2014/07/30