Teny iditra sesi-kidoro
Singan-teny sesika ; kidoro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny zavatra atao sesiky ny kidoro, toy ny rofia, ny fonjozoro, ny kapoaka, ny fanory, ny horompotsy, ny volomborona, ny landihazo, ka araka izany no anaovana ny kidoro hoe kidoro rofia, fonjozoro, kapoaka, fanory [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02