Teny iditra | sesi-montotra | ||
Singan-teny | sesika ; montotra | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fihinanana sakafo atao an-kisesy, na ny teny atao miverimberina na dia mbola tsy heno tsara aza ny teo aloha [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sesi-montotra io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02 |