Teny iditra setra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanoherana, fitsenana, fanohanana: Mahery setra ity zaza ity. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy pride, haughtiness [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay opposition, résistance, action d'affronter le vent, le courant, de braver un destin, de mépriser la loi, de lutter contre un plus fort [Abinal 1888]
 orgueil, hauteur [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra setrasetra
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Nihahenjana sy nihanahery setra ny mpampiasa. [Andraina: Mitaraina, takila 188]

Teny iditra setra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] zavamaniry atao an-dalam-pahavalo hisakana azy [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2014/11/01