Teny iditra setroka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin' ny zavatra mirehitra ka miseho amin' ny endrika fotsifotsy midonaka: Vohay ny varavarankely fa manempotra izany setroka izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy smoke [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fumée [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 148]
Teny nalaina 

Teny iditra setroka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Voan' ny setroka: Setroky ny kitay aho fa vonoy izao afo izao [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay aveuglé par la fumée, incommodé par la fumée [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2015/12/24